Menu Fermer

Visite de l’huilerie de Melville

Vendredi 03 mai 2019

Les jeune filles de la 8ème promotion du « Centre de Formation Professionnelle » FAV ont été, comme chaque année, visiter l’huilerie de Melville. Voici leur compte-rendu :

Nous sommes parties à 8h15 pour arriver à Melville à 9h10. A l’arrivée, le responsable nous a accueillies et présenté notre guide : Mr Laza.
Notre guide nous a d’abord présenté l’histoire de la société. La « Société Agricole de l’ Ivondro » (SAI) a fonctionné de 1966 à 1975. En 1975, elle est devenue la « Société Malgache de Palmier ». De 1992 jusqu’à ce jour, on l’appelle « Huilerie de Melville » de la « Société de Savonnerie Tropicale ».

Le domaine s’étend sur 3000 hectares dont 1269 exploités, une partie par des palmiers à huile et une autre partie par des plantes médicinales (piment, bouteille marron, curcuma, etc..), des plantes alimentaires (jacquiers, oliviers, avocatiers, etc..) et des plantes d’ornement (albisias, vétivers, etc..).

En début de la visite, pendant 30 minutes, il y a eu de la pluie et nous nous sommes toutes mises à l’abri. Puis la visite a continué. Nous avons découvert beaucoup de choses, différentes plantes, que nous n’avions pas encore vues. Après cela, nous avons continué la visite à l’usine. Mais  auparavant, nous avons mis les équipements (casque et gilets). Nous avons commencé par l’extérieur : Pesage des régimes de palmiers, triage, décorticage, pressage pour enfin obtenir l’huile encore brute : Huile de la pulpe et huile des noix.

80% de ces produits sont exportés vers la Suisse. Le reste est envoyé à la « Savonnerie Tropicale à Tananarive » pour fabriquer les différents savons.

Enfin, nous sommes montées au « point de vue » touristique à 4 km de l’usine. En arrivant là-bas, nous avons rencontré le directeur de la société et quelques responsables en train de préparer l’endroit afin d’accueillir les visiteurs du lendemain. Nous avons mangé ensemble, parlé de tout et de rien, chanté et dansé. La visite s’est achevée l’après midi par de petits discours et des photos souvenir.

Vers 16h, nous avons repris la voiture pour rentrer à Toamasina en chantant «Merci chauffeur», fatiguées mais heureuses.

Un grand merci à tous les responsables de « Terre des Enfants » France et Madagascar et aux responsables de FAV. Grâce à vous, nous avons pu visiter ce lieux vraiment magnifique.

Ce texte et sa traduction en malagasy ont été écrits par les élèves de la 8ème promotion du CFTP FAV.

Fitsidihana tany Melville

Ny zoma 03 may 2019, ny mpianatra teto amin’ny CFTP FAV dia nanao fitsidihina tany Melville niaigna tamin’ny 8ora 15 izahay ary tonga tany tamin’ny 9 ora 10. Vao tonga izahay dia noraisin’ny tomponandraikitra, ary nasehony anay ny mpitari-dalana : Andriamatoa Laza.

Tamin’ny 1966 hatramin’ny 1975 dia ny orinasa “Societé Agicole de l’Ivondro” (SAI ) no nisy. Nanombokany taona 1975 ka hatramin’ny 1992 dia lasa Somapalm ny orinasa ary nanomboka ny 1992 ka hatramin’ny ankehitriny dia antsoina hoe “Huilerie de Melville” izay an’ny orinasa savonnerie tropicale.

Manana tany 3000 ha ny orian’asa izay ny 1269 ha no efa miasa, nambolena « palmier à huile”, ary ny sasany amin’ny tany dia nambolena : voly fanao fanafody, fanao sakafon fanao haingo …

Vao nanombo ny fitsidihina, 30 minitra teo dia avy ny orana ka namonjy fialofana daholo, nefa tsy naharira izany. Nitohy indray ny fitsidihana, ka nahafantatra zavatra maro (voly isan-karazany) izay mbola tsy hitanay izahay.

Rehefa vita izany dia nitohy tao amin’ny ozinina ny fitsidihina, nanao ny fitaovana fanao amin’ny ozinina (kasika sy lamba fiaro) aloha no natao voalohany. Avy eo natomboka tety ivelany : fandanjana ny tangozana “palmier à huile“, fanavahana, fanalana ny voany, sy ny fanampotsehana… Ary nahazo menaka ny farany (menaka mbola tsy voadio); menaka avy amin’ny nofony sy menaka avy amin’ny voany, izay ny 80% dia ahondrana any Soisy, ny ambiny kosa alefa any amin’ny “Savonnerie Tropicale Antananarivo”  mba anaovana ireo karazan-tsavony.

Ary farany dia nandeha tany amin’ny toerana atao hoe “point de vue“ (toeram-pitsangatsanganana), tokony ho 4 km miala ny ozinina, sady ambony ny toerana. Raha vao tonga tany izahay dia nifanena tamin’ny talen’ny orinasa sy ireo tomponandraikitra sasany, izay manomana ny toerana fa handray vahiny ny ampitso.

Avy eo naira-nisakafo, niresa-dresaka, nihira ary nandihy. Nofaranana tamin’ny fandraisam-pitenenana fohy sy fakana sary fahatsiarovana. Tokony ho tamin’ny 4 ora dia nidina izahay sady nihira “misaotra ny mpamily” ary nandray ny fiara. Nandao an’ny Melville fa hody any Toamasina.

→ Finaritra na dia reraka aza

→ Ny toerana koa kanto

Misaotra indrindra ny tomponandraikitra ny TDE frantsa sy Madagasikara, Tomponandraikitra ny FAV. Ianareo no nahafahanay nanatanteraka ny fitsidihana, tena faly izahay amin’ny fanampianareo.

Adiany faha 8eto amin’ny CFTP FAV

Partager cet article :